Canalblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Formation entraineur en natation
9 avril 2019

Bonjour, excusez moi car je vais m'exprimer en

Bonjour, excusez moi car je vais m'exprimer en malagasy pour donner plus d'information sur le blog

Salama daholo isika,

Mahakasika ny fampiasantsika ity blog ity dia toy izao:

1- Isika rehetra izay nandefa adresse mail taty amiko dia tokony hahazo invitation

2- Izay rehetra tafaresaka amintsika ka tsy naharay invitation dia iangaviana indrindra isika handefa ny adresse mail-ny eto

3- Raha maharay ilay invitation isika dia manokatra ilay hafatra ka manindry ilay bouton "devenir membre du blog" ao anatin'ilay invitation iny

4- Manokatra fenêtre iray izay hanaovantsika inscription ilay izy ka;

4-1, Solointsika ilay anarana entraineur_mada iny amin'izay anarana mety amintsika tsirairay

4-2, Tsy voatery ho soloina ny mot de pass

4-3, Clique-na ilat je ne suis pas un robot avieo dia arahana izay fangatahany ao ary valide-na

4-4, Faranana ni inscription

5- Manana kaonty vaovao ato anatin'ny blog amin'izay isika ary mitombo ny isan'ny mpikambana.

Publicité
Publicité
Commentaires
R
Rijaericr@gmail.com
Répondre
Formation entraineur en natation
Publicité
Archives
Publicité